Entry | 1 bontolo fo |
Elementary words | 2 bontolo, 3 fo |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 tokanteny, izany hoe tsy mba mivadibadika amin' ny teny ataony fa rehefa izay dia izay [1.1] |
Explanations in French |
6 Qui n’a qu’une parole, qui exécute ce qu'il dit, dont la volonté ne change pas [1.3#88] |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |